Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny maimaimpoana "application."
Ažurirano dana
10. okt 2025.
Knjige i priručnici
Sigurnost podataka
arrow_forward
Sigurnost počinje razumijevanjem na koji način programeri prikupljaju i dijele vaše podatke. Privatnost podataka i sigurnosne prakse se mogu razlikovati ovisno o korištenju, regiji i dobi. Programer je naveo ove informacije i može ih s vremenom ažurirati.
Podaci se ne dijele s trećim stranama
Saznajte više o načinu na koji programeri pružaju izjavu o dijeljenju
Podaci se ne prikupljaju
Saznajte više o načinu na koji programeri pružaju izjavu o prikupljanju
Prikaži detalje
Što je novo
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Antemoro ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa mbola hivoaka ihany koa ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.