Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zraina ny maimaimpoana "applikation."
Opdateret
10. okt. 2025
Bøger og opslagsværker
Datasikkerhed
arrow_forward
For at du kan beskytte dine data, er det vigtigt at sætte sig ind i, hvordan udviklere indsamler og deler disse data. Databeskyttelses- og sikkerhedsprocedurer kan variere afhængigt af din brug, din region og din alder. Udvikleren har leveret disse oplysninger og kan løbende opdatere dem.