Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin'ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny maimaimpoana "aplicación".
Actualización
10 oct 2025
Libros y referencias
Seguridad de los datos
arrow_forward
El primer paso de la seguridad es comprender cómo los desarrolladores recopilan y comparten tus datos. Las prácticas de privacidad y seguridad de datos pueden variar en función del uso de la app, la región y la edad. El desarrollador proporcionó esta información y podría actualizarla con el tiempo.
No se comparten datos con terceros
Más información sobre cómo los desarrolladores declaran el uso compartido
No se recopilan datos
Más información sobre cómo los desarrolladores declaran la recopilación
Ver detalles
Novedades
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Antemoro ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa mbola hivoaka ihany koa ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.