Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin'ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny maimaimpoana "sovellus."
Päivitetty
10.10.2025
Kirjat ja hakuteokset
Dataturvallisuus
arrow_forward
Turvallisuus alkaa siitä, että ymmärrät, miten kehittäjät keräävät ja jakavat dataasi. Datan yksityisyys- ja turvallisuuskäytännöt saattavat vaihdella käytön, alueen ja iän mukaan. Kehittäjä on antanut nämä tiedot ja saattaa päivittää niitä myöhemmin.