Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zraina ny maimaimpoana "umsókn."
Uppfært
10. okt. 2025
Bækur og upplýsingaöflun
Gagnaöryggi
arrow_forward
Öryggi hefst með skilningi á því hvernig þróunaraðilar safna og deila gögnunum þínum. Persónuvernd gagna og öryggisráðstafanir geta verið breytilegar miðað við notkun, svæði og aldur notandans. Þetta eru upplýsingar frá þróunaraðilanum og viðkomandi kann að uppfæra þær með tímanum.
Engum gögnum deilt með þriðju aðilum
Nánar um yfirlýsingar þróunaraðila um deilingu gagna