50+
Nedladdningar
Innehållsklassificering
PEGI 3
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild
Skärmdumpsbild

Om appen

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Mizara ny mana isan'andro ho anao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina ny maimaimpoana "applikation."
Uppdaterades den
10 okt. 2025

Datasäkerhet

Säkerhet börjar med förståelsen av hur utvecklare samlar in och delar din data. Praxis för dataintegritet och säkerhet varierar beroende på användning, region och ålder. Utvecklaren har tillhandahållit denna information och kan uppdatera den med tiden.
Ingen data delas med tredje part
Läs mer om hur utvecklare deklarerar delning
Ingen data samlades in
Läs mer om hur utvecklare deklarerar insamling

Nyheter

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Antemoro ity.
Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa mbola hivoaka ihany koa ny Baiboly iray manontolo.
Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.