Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany Іти Байболи іти діа натао дікан-тени амінні фітени акайкі ни фоньни олона Місі драфітра ханампи си ханамора нь фамакіанао нь Байболи. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny maimaimpoana "додаток".
Оновлено
10 жовт. 2025 р.
Книги та довідкова література
Безпека даних
arrow_forward
Безпека визначається тим, як додаток збирає і кому передає ваші дані. Способи забезпечення конфіденційності й захисту даних можуть різнитися залежно від використання додатка, регіону та віку користувача. Розробник, який надає цю інформацію, може оновлювати її.
Дані не передаються третім сторонам
Докладніше про те, як розробники заявляють про передавання даних
Дані не збираються
Докладніше про те, як розробники заявляють про збирання даних
Докладніше
Що нового
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Antemoro ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa mbola hivoaka ihany koa ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.