100+
次下载
内容分级
PEGI 3
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片
屏幕截图图片

关于此应用

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona。
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fiten'ny faritra samihafa。
Mizara ny mana isan'andro ho anao。
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly。
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao。
Afaka Mizara sary Misy tenin'Andriamanitra ianao。
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao。
偶氮 zaraina 任何“应用程序”。
更新日期
2025年7月30日

数据安全

安全始于了解开发者如何收集和分享数据。数据隐私保护和安全措施可能会因您的使用情况、所在地区和用户年龄而异。此类信息由开发者提供,可能会随时间更新。
不与第三方分享任何数据
详细了解开发者如何声明数据分享事宜
不会收集任何数据
详细了解开发者如何声明数据收集事宜

新变化

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Antemoro ity.
Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa mbola hivoaka ihany koa ny Baiboly iray manontolo.
Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.

应用支持

电话号码
+18009925433
开发者信息
Wycliffe Bible Translators, Inc.
chris_hubbard@wycliffe.org
11221 John Wycliffe Blvd Orlando, FL 32832 United States
+1 317-733-0958

Wycliffe Bible Translators, Inc的其他产品