Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany I-ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona I-Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. U-Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baibo ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny maimaimpoana "application."